Hardrockmg.com - Portail du rock, hard rock et métal malagasy  
HardRock-Mg
ACCUEIL LOGIN RADIO HRMG FORUMS TELECHARGEMENT SOUMETTRE UN ARTICLE TOP 20
  Créer un compte Utilisateur 0 visiteur(s) et 0 membre(s) en ligne.

Plusieurs vidéos via Dailymotion ont été ajoutés à la page CLIPS : Vangy (GOLGOTHA), Valahara (GOLGOTHA), Survivor (MARTU GASS), Fitaka (CANCER), Divorce (CANCER), Anatra (CANCER), Ho namanao (ATHENA), In Memoriam (ULTRA), Firaisan-kina (STORM), Tao an-tsekoly (STORM), Tantara (STORM), Fitia madio (STORM), Razoky (RHEG), Raozy (RHEG), Diavolana (RHEG), Mahasahisahy (RHEG), Angola (RHEG), Fitia kilalao (IARY), Ny fanantenako (IARY), Modia am'zay (IARY), Mpinamana (IARY), Eny (IARY), Tsy like intsony (IARY), Voafetra (IARY), Dila (APOST), Diso fiantefa (KIAKA), Izy roa kely (KIAKA), Maroaty (IRAIMBILANJA), Bekotro (IRAIMBILANJA), Tovolahy (TSELATRA), Testamenta (TSELATRA), Nandao ahy (MAGE4) ...

 Menu  



News Rock
Groupes malagasy
Clips malagasy

Radio HRMG

Galerie Photos
Téléchargement
Déposer vos articles
Liens Web
Forums
Derniers posts
Annuaire - Membres
Recommandez le site
Critiques
FAQ
Petites annonces
Top 10

Login
Se connecter

 Tafatafa (Chat)  
82.123.1.>;-)
154.126..>Salu
41.77.20.>:-P
41.77.20.>saluuut!!!
197.158..>salu
154.126..>1..2..1..2

Cliquez ici pour entrer

Il y a 0 personnes connectées.

 Forums Infos  
-:Hard FM, Pop rock (4)
-:Groupes malagasy de hard rock (34)
-:Live divers ... (21)
-:Soyons métal (26)
-:Musiciens malgaches ou étrangers. (12)
-:Vous êtes nouveaux ... (16)

 Les plus téléchargés  

 Ephémérides  
En ce jour...

1650
Jacques Dyel du Parquet achète la Martinique pour 41 500 livres.

1980
Premières attaques irakiennes contre l'Iran.

1980
Création du syndicat Solidarnosc, dirigé par Lech Walesa.

2008
St Maurice

 Recherche  

Modéré par : handrix 
Index du Forum » » Musiciens malgaches ou étrangers. » » Tontolon'ny gitara sy effets  
2 pages [ 1 | 2 ]
AuteurTontolon'ny gitara sy effets
zanatany
Contributions : 40

  Posté : 2005-04-08 23:49

Raha misy resadresaka momban'ny glita, methodes, teknika, torohevitra, karazana glita, micro, effets dia eto alatsaka dia samy maka ny tandrify azy e.


-----------------
Metaly hatramin\'ny farany...


  Profil  Citation
rabenz
Contributions : 123

  Posté : 2005-04-12 00:02

Tsy mbola avanana @ilay glita ny bandy fa juste mba manao commentaire : tena bonne ilay site hoe http://www.guitariste.com ...
Hay, ho anay mbola vao manomboka mianatra mitendry, inona ny methode tsara? Ilay sary atsy nanala azy fotsiny fa tena mbola ezaka be mihitsy


-----------------
... ary ny rariny hoan'ny rehetra


  Profil  www      Citation
andriandraini
Contributions : 22

  Posté : 2005-04-12 21:58

Tsara tokoa io site voalazan i Rabenz io, sady misy defis hoan'ny niveaux rehetra ka asakasak'isika ihany io e!
Ankoatr'izany, ilay bokin'i Troy Stetina (Heavy Metal Lead guitar vol 1 & 2) koa tsy ratsy.
Dia hoan'izay efa manana entana dia ilay "Rock Discipline" an'i John Petrucci no hitako complet tsara e! (theorie et pratique)
Fa io koa aloha asakasakin'ny tsirairay e, satria toan'ny mpianatra mifidifidy mpampianatra ihany io e!
Okay daholo e!!!

-----------------
We Rock The World


  Profil  Citation
rabenz
Contributions : 123

  Posté : 2005-04-15 14:45

Ilay bokin'i Troy Stetina fa ilay Thrash no efa hitako, manja ka. Juste nadika fotsiny aloha ilay izy sy ilay cd-ny fa ilay fotoana hikotranana no tena mazana, sa ahoana hoy lisany? Ny matos efa mba ampy ihany. Fa hafa ihany aloha ilay misy bandy mampikotrana e. Fa marina ilay hoe toa an'ny mpianatra mifidy mpampianatra ihany io :))


-----------------
... ary ny rariny hoan'ny rehetra


  Profil  www      Citation
zanatany
Contributions : 40

  Posté : 2005-04-15 17:54

Any @ tome fahafiry @ boky Troy momba ny Trash i rabenz izao, tsy efa ho tapitra ? Manja e.

-----------------
Metaly hatramin\'ny farany...


  Profil  Citation
zuzuz
Contributions : 37

  Posté : 2005-07-29 03:11

Za lo zao ry zareo efa vitako ny Tom Sauyer (dessin animé) fa tsy de mahatoraka lotra an'ilay fitendrena guitare, na izany aza mba efa mahay mihaino tsara ihany. Ary be ihany ny artistay eto zany an, mafinaritra.


  Profil  Citation
zanatany
Contributions : 40

  Posté : 2005-07-29 03:19

Marina izany ra-zuzuz a

-----------------
Metaly hatramin\'ny farany...


  Profil  Citation
badboy
Contributions : 3

  Posté : 2005-12-29 23:28

Est ce que quelqu'un connait les effets et reglage approximatif utilisé par steve vai svp, merci :y


  Profil  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-01-03 16:16

playjazzguitar.com no milay!!


  Citation
fucknorris
Contributions : 2

  Posté : 2006-01-03 16:43

Tratry ny taona ny hardos rehetra e. :1
Oadray, misy anonyme diso adiresy ato zany nefa ny taona vaovao, hard rock ny ato fa tsy jazz ry lety a. :l
De mirary soa 2006 ho an'ny hard rockmg zany.


  Profil  Citation
Aller à la page : [ 1 | 2 ]
  
Sauter à :  



[Accueil] - [Votre compte] - [Haut] - [ Précédente ] - [ Suivante ] - [ Fermer ] - [ Actualiser ] - [Contact]
[Groupes malgaches] - [Forum] - [Download] - [Top 10] - [Galerie photos] - [Nouvel article] - [Radio HardRockMg] - [Recommandez le site]


HardRock-Mg :: © Copyright 2005 :: Andry R.


Tous nos Logos et Marques sont déposés. Aussi, les commentaires sont sous la responsabilité de ceux qui les ont publiés