Hardrockmg.com - Portail du rock, hard rock et métal malagasy  
HardRock-Mg
ACCUEIL LOGIN RADIO HRMG FORUMS TELECHARGEMENT SOUMETTRE UN ARTICLE TOP 20
  Créer un compte Utilisateur 0 visiteur(s) et 0 membre(s) en ligne.

Plusieurs vidéos via Dailymotion ont été ajoutés à la page CLIPS : Vangy (GOLGOTHA), Valahara (GOLGOTHA), Survivor (MARTU GASS), Fitaka (CANCER), Divorce (CANCER), Anatra (CANCER), Ho namanao (ATHENA), In Memoriam (ULTRA), Firaisan-kina (STORM), Tao an-tsekoly (STORM), Tantara (STORM), Fitia madio (STORM), Razoky (RHEG), Raozy (RHEG), Diavolana (RHEG), Mahasahisahy (RHEG), Angola (RHEG), Fitia kilalao (IARY), Ny fanantenako (IARY), Modia am'zay (IARY), Mpinamana (IARY), Eny (IARY), Tsy like intsony (IARY), Voafetra (IARY), Dila (APOST), Diso fiantefa (KIAKA), Izy roa kely (KIAKA), Maroaty (IRAIMBILANJA), Bekotro (IRAIMBILANJA), Tovolahy (TSELATRA), Testamenta (TSELATRA), Nandao ahy (MAGE4) ...

 Menu  



News Rock
Groupes malagasy
Clips malagasy

Radio HRMG

Galerie Photos
Téléchargement
Déposer vos articles
Liens Web
Forums
Derniers posts
Annuaire - Membres
Recommandez le site
Critiques
FAQ
Petites annonces
Top 10

Login
Se connecter

 Tafatafa (Chat)  
82.123.1.>;-)
154.126..>Salu
41.77.20.>:-P
41.77.20.>saluuut!!!
197.158..>salu
154.126..>1..2..1..2

Cliquez ici pour entrer

Il y a 0 personnes connectées.

 Forums Infos  
-:Hard FM, Pop rock (4)
-:Groupes malagasy de hard rock (34)
-:Live divers ... (21)
-:Soyons métal (26)
-:Musiciens malgaches ou étrangers. (12)
-:Vous êtes nouveaux ... (16)

 Les plus téléchargés  

 Ephémérides  
En ce jour...

1650
Jacques Dyel du Parquet achète la Martinique pour 41 500 livres.

1980
Premières attaques irakiennes contre l'Iran.

1980
Création du syndicat Solidarnosc, dirigé par Lech Walesa.

2008
St Maurice

 Recherche  

Modéré par : handrix 
Index du Forum » » Groupes malagasy de hard rock » » SASAMASO  
5 pages [ 1 | 2 | 3 | 4 | 5 ]
AuteurSASAMASO
pupuce
Contributions : 21

  Posté : 2005-11-15 15:46

Matotra dia matotra ilay Sasamaso fa tena tohizo. Raha ny vazo mandeha eto @ radio Hardrockmg aloha dia mampitolagaga ihany ka dia miandry ilay album izany e. Mbola tsy nahita ny prestations sceniques-nareo rehefa en live moa fa dia manantena mandra-paha...

Misy efa nahita live na clip Sasamaso ve ?



  Profil  Citation
zuzuz
Contributions : 37

  Posté : 2005-11-16 16:08

Za lo efa nahita live t@ video e, tsara ka. Sady tian'ny olona ry zareo @ le tsotra nefa mi-groove be, manentana ho azy le vazo. I Sahondra koa mahay miresaka sy mampirevy pokona tsara. Ny batteur sy ny soliste moa ao tsara. Reven'ny olona be le "so long blues" na de en englais aza. Izay aloha ny hitako tao.




  Profil  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2005-12-03 23:24

:y Oe oe, alefaso ry zala ny live sy ny album a... Ary tsy fantatro mihitsy le sasamaso raha tsy teto. Ao tsara @ antonony sy ny mety daholo ny musiciens :y :5 .


  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2005-12-10 19:07

okay, tsara le article na de mangetaheta aza ny akama satria tsy misy resaka live ho avy le izy. Manja tsara mitsy le sary ry nao a. ao tsara le joba ka. vidaka sisa ry hardrockmg a sura
:z


  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2005-12-16 03:55

miarahaba sy makasitraka ny tarika sasamaso aho, milay ny vazonareo indrindra ilay hoe "Tsy matimanota" tena tsy misy temps mort mihintsy ilay vazo Miarahaba an'i Kaltz, hoy ilay cousin-ny any am-pita. Biry


  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2005-12-16 13:02

kaiza ry zalahy, za konko akaman-draKaltz tao ampefitety, merci lesy baina. Aiza daholo tsika hardos tao @ semigany reny fa tsy kobokobo tsony. Taovy m****** fa milay be baina a :-3


  Citation
gladiator
Contributions : 1

  Posté : 2005-12-16 13:07

zafady fa za ihany ilay nanoratra hoe akaman'i Kaltz fa kay lasa anonyme aho teo :m
Bien lesy kaltz a, ry ralalaina zao no mety ho koboko @ faran'ny taona. :a


  Profil  Citation
setrokamainty
Contributions : 1

  Posté : 2005-12-16 14:30

Mahafinaritra ilay tarika Sasamaso, ilay feo caisse clair angamba sisa no havaozina kely. Mahavita be.


  Profil  Citation
elva
Contributions : 2

  Posté : 2005-12-19 17:05

Matotra tsara ny lookn'i sahondra. Mahaliana be hoe vehivavy no mihira thrash, fière ery ny tenanay satria vitsy ny vehivavy eo @ rock malagasy. Dia miandry hira hafa ry hard rockmg a, hay ve misy otran'izao any Dago. Tohizo ry zareo a.
:z


  Profil  Citation
master
Contributions : 5

  Posté : 2005-12-20 19:20

Ary sao dia metisy japonais ianareo fa manafina (vazivazy). :-6
Saika hanontany fotsiny hoe marina ve ilay Live @ 25 janvier 2006 sao misy mahalala? Neuveu any Dago no naheno an'io, zahay moa ho any @ tanana ato ho ato ka mety tsara aminay mihitsy ilay daty. De ho tantaraina eto e raha ohatra ka e. :u Sixx.



  Profil  Citation
Aller à la page : [ 1 | 2 | 3 | 4 | 5 ]
  
Sauter à :  



[Accueil] - [Votre compte] - [Haut] - [ Précédente ] - [ Suivante ] - [ Fermer ] - [ Actualiser ] - [Contact]
[Groupes malgaches] - [Forum] - [Download] - [Top 10] - [Galerie photos] - [Nouvel article] - [Radio HardRockMg] - [Recommandez le site]


HardRock-Mg :: © Copyright 2005 :: Andry R.


Tous nos Logos et Marques sont déposés. Aussi, les commentaires sont sous la responsabilité de ceux qui les ont publiés