Hardrockmg.com - Portail du rock, hard rock et métal malagasy  
HardRock-Mg
ACCUEIL LOGIN RADIO HRMG FORUMS TELECHARGEMENT SOUMETTRE UN ARTICLE TOP 20
  Créer un compte Utilisateur 0 visiteur(s) et 0 membre(s) en ligne.

Plusieurs vidéos via Dailymotion ont été ajoutés à la page CLIPS : Vangy (GOLGOTHA), Valahara (GOLGOTHA), Survivor (MARTU GASS), Fitaka (CANCER), Divorce (CANCER), Anatra (CANCER), Ho namanao (ATHENA), In Memoriam (ULTRA), Firaisan-kina (STORM), Tao an-tsekoly (STORM), Tantara (STORM), Fitia madio (STORM), Razoky (RHEG), Raozy (RHEG), Diavolana (RHEG), Mahasahisahy (RHEG), Angola (RHEG), Fitia kilalao (IARY), Ny fanantenako (IARY), Modia am'zay (IARY), Mpinamana (IARY), Eny (IARY), Tsy like intsony (IARY), Voafetra (IARY), Dila (APOST), Diso fiantefa (KIAKA), Izy roa kely (KIAKA), Maroaty (IRAIMBILANJA), Bekotro (IRAIMBILANJA), Tovolahy (TSELATRA), Testamenta (TSELATRA), Nandao ahy (MAGE4) ...

 Menu  



News Rock
Groupes malagasy
Clips malagasy

Radio HRMG

Galerie Photos
Téléchargement
Déposer vos articles
Liens Web
Forums
Derniers posts
Annuaire - Membres
Recommandez le site
Critiques
FAQ
Petites annonces
Top 10

Login
Se connecter

 Tafatafa (Chat)  
82.123.1.>;-)
154.126..>Salu
41.77.20.>:-P
41.77.20.>saluuut!!!
197.158..>salu
154.126..>1..2..1..2

Cliquez ici pour entrer

Il y a 0 personnes connectées.

 Forums Infos  
-:Hard FM, Pop rock (4)
-:Groupes malagasy de hard rock (34)
-:Live divers ... (21)
-:Soyons métal (26)
-:Musiciens malgaches ou étrangers. (12)
-:Vous êtes nouveaux ... (16)

 Les plus téléchargés  

 Ephémérides  
En ce jour...

1650
Jacques Dyel du Parquet achète la Martinique pour 41 500 livres.

1980
Premières attaques irakiennes contre l'Iran.

1980
Création du syndicat Solidarnosc, dirigé par Lech Walesa.

2008
St Maurice

 Recherche  

Modéré par : handrix 
Index du Forum » » Hard FM, Pop rock » » Hard FM malagasy  
2 pages [ 1 | 2 ]
AuteurHard FM malagasy
zanatany
Contributions : 40

  Posté : 2005-03-24 12:58

Iza moa izao no groupe de Hard FM sangany eto amintsika izao, indrindra ireo tsy dia hitahita ?

-----------------
Metaly hatramin\'ny farany...


  Profil  Citation
pupuce
Contributions : 21

  Posté : 2005-04-04 19:09

I Ambondrona aloha izao no malaza na dia plutôt pop rock aza no ataony, mahavoaka album ara-dalàna ry zareo ary mahasarika olona tsara mihitsy. Fa ry Kiaka koa mbola ao ka.

[ Message édité par : pupuce : 04-04-2005 19:19 ]


  Profil  Citation
zuzuz
Contributions : 37

  Posté : 2005-04-07 15:45

Angamba azo ampididrina ao ry Raimbl raha tsy diso ny hevitro. Fa ao koa ry Green sy ry Mage4 izay manakaiky kokoa ny hard rock, raha ny fahitako azy io. Ary ry Czon sns...


  Profil  Citation
zuzuz
Contributions : 37

  Posté : 2005-04-29 22:29

Nefa aleo tsy asiana etikety le mozika fa samia maka ny tandrify azy e, rehefa milay de milay.


  Profil  Citation
rabenz
Contributions : 123

  Posté : 2005-04-30 22:25

Zay miits ry zuzuz, aleo samy maka ny tandrify azy. Ao foana mantsy no mahatonga ilay resabe hoe ny groupe xxx na yyy no tena milay fa ny hafa tsy alehany. Samy mirevE izay reviny na heavy na thrash na defy na speed metaly na fm dia bonne ny revy e !!! Sa ahoana hoy nareo ??

-----------------
... ary ny rariny hoan'ny rehetra


  Profil  www      Citation
MightyRock
Contributions : 9

  Posté : 2005-05-14 03:51

Marin'izany e!! ka raka ny koziko any amin'ny forum hafa dia:
Ahoana raha asiana version Big Rock ahitana ireo sangany rehetra indray eto amin'ny tanana e?? I Media Consulting efa nanana eritreritra ny hanainga fa tsy haiko ny tohiny, sa ve tsisy kil no nampatahotra an-dry zalahy? Ny zava-misy aloha izao dia rockers no mitana ny Number one amin'ny hit parade rehetra eto amin'ny tanana amin'izao, I Mage 4 io ka tena fotoanany izao raha hanainga ny rock indray.

-----------------
Peace, Love and Rock and Roll


  Profil  Citation
necrogrinder
Contributions : 1

  Posté : 2005-05-26 11:50

Mb a namaky aho lesy ry zalahy dia enfin mba misy forum tsy misy resaka kiritika lalandava. Tsy hoe tsy tsara akory ny kiritika fa indraindray toa tsy dia misy fotony loatra. Mpihaino metal mifanaja ny ato lesy ka mahafinaritra. Merci daholo e...


  Profil  Citation
pupuce
Contributions : 21

  Posté : 2005-07-29 00:48

Ahoana ny hevitrareo @ ilay Hirah raha modiana tsy jerena ilay mpihira (...hoe maka tahaka an'i JBJ mba tsy hifandihirana ela be) fa ny vazony fotsiny no resahina ? Otran'ny mba misy azo henoina ihany raha ilay hira iray efa henoko hoe "Namako". Io ihany moa no mbola heno h@zao.






  Profil  Citation
metalsoldier
Contributions : 6

  Posté : 2005-12-29 17:34

K'angaha ko mo misy azo henoina firy afats'iny e, tay be ry lerony raha hamalan-kira. Nanao live niaraka t@ Zay reny taty biratsay fa nampalahelo tsy nisy mpijery, mahereza e. :1


  Profil  Citation
silipikonaotra
Contributions : 10

  Posté : 2006-01-16 01:46

Tsss, aza atao anzany le bandikely ry zalahy a :-3


  Profil  Citation
Aller à la page : [ 1 | 2 ]
  
Sauter à :  



[Accueil] - [Votre compte] - [Haut] - [ Précédente ] - [ Suivante ] - [ Fermer ] - [ Actualiser ] - [Contact]
[Groupes malgaches] - [Forum] - [Download] - [Top 10] - [Galerie photos] - [Nouvel article] - [Radio HardRockMg] - [Recommandez le site]


HardRock-Mg :: © Copyright 2005 :: Andry R.


Tous nos Logos et Marques sont déposés. Aussi, les commentaires sont sous la responsabilité de ceux qui les ont publiés