Hardrockmg.com - Portail du rock, hard rock et métal malagasy  
HardRock-Mg
ACCUEIL LOGIN RADIO HRMG FORUMS TELECHARGEMENT SOUMETTRE UN ARTICLE TOP 20
  Créer un compte Utilisateur 0 visiteur(s) et 0 membre(s) en ligne.

Plusieurs vidéos via Dailymotion ont été ajoutés à la page CLIPS : Vangy (GOLGOTHA), Valahara (GOLGOTHA), Survivor (MARTU GASS), Fitaka (CANCER), Divorce (CANCER), Anatra (CANCER), Ho namanao (ATHENA), In Memoriam (ULTRA), Firaisan-kina (STORM), Tao an-tsekoly (STORM), Tantara (STORM), Fitia madio (STORM), Razoky (RHEG), Raozy (RHEG), Diavolana (RHEG), Mahasahisahy (RHEG), Angola (RHEG), Fitia kilalao (IARY), Ny fanantenako (IARY), Modia am'zay (IARY), Mpinamana (IARY), Eny (IARY), Tsy like intsony (IARY), Voafetra (IARY), Dila (APOST), Diso fiantefa (KIAKA), Izy roa kely (KIAKA), Maroaty (IRAIMBILANJA), Bekotro (IRAIMBILANJA), Tovolahy (TSELATRA), Testamenta (TSELATRA), Nandao ahy (MAGE4) ...

 Menu  



News Rock
Groupes malagasy
Clips malagasy

Radio HRMG

Galerie Photos
Téléchargement
Déposer vos articles
Liens Web
Forums
Derniers posts
Annuaire - Membres
Recommandez le site
Critiques
FAQ
Petites annonces
Top 10

Login
Se connecter

 Tafatafa (Chat)  
82.123.1.>;-)
154.126..>Salu
41.77.20.>:-P
41.77.20.>saluuut!!!
197.158..>salu
154.126..>1..2..1..2

Cliquez ici pour entrer

Il y a 0 personnes connectées.

 Forums Infos  
-:Hard FM, Pop rock (4)
-:Groupes malagasy de hard rock (34)
-:Live divers ... (21)
-:Soyons métal (26)
-:Musiciens malgaches ou étrangers. (12)
-:Vous êtes nouveaux ... (16)

 Les plus téléchargés  

 Ephémérides  
En ce jour...

1650
Jacques Dyel du Parquet achète la Martinique pour 41 500 livres.

1980
Premières attaques irakiennes contre l'Iran.

1980
Création du syndicat Solidarnosc, dirigé par Lech Walesa.

2008
St Maurice

 Recherche  

Modéré par : handrix 
Index du Forum » » Soyons métal » » Les Heavy metal sont les parents pauvres du rock Malgache  
3 pages [ 1 | 2 | 3 ]
AuteurLes Heavy metal sont les parents pauvres du rock Malgache
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-01-15 12:39

C'est pourquoi ils sont aigris envers les autres tendances rock qui existent(Pop Rock,Rock FM,Vako-rock,Rock à Billy,...) et veulent s'approprier l'éxclusivité du rock Malgache.Quels arrivistes.


  Citation
aficionado
Contributions : 2

  Posté : 2006-01-16 01:36

C'est malin de poster ton message en tant qu'anonyme. :-7
Est ce que quelqu'un a l'air d'etre aigri envers les autres tendances ici ? Logiquement c'est plutot ceux qui suivent les nouveaux styles (qui sont arrivés après) qui sont les arrivistes mon gars, s'ils le sont, et non le contraire. :l


  Profil  Citation
silipikonaotra
Contributions : 10

  Posté : 2006-01-16 01:51

Misy marina le kozy nefa tsy ny vrai hardos rehetra no hivaky loha @ style maivana sy vaovao tsy tiany any, za klo tss lelevra, tsy reveko de tsy honoko fotsiny fa aleo izy hirevy ze reviny na popy, na billy sns e. Ny mpanaraka ireny taty aoriana ireny aza no arriviste amiko. Ary iza io anonyme io e. :-2


  Profil  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-01-17 22:24

Za nahita ny nivoahan'ny Heavy métal voalohany teto @ tanàna.Spectacle tao @ Galliéni ilay izy t@ Mai 1987.Lokomotiva,Kazar,Vaika,Vy Mafonja,Inox,Apost(mbola Apôstôly Rock izy t@ izany)...
T@ izany dia niavaka tsara hoe ialahy Hardos,ialahy Rockers.Ary ny hardos tonga dia tsy nirevy ireo zoky tao @ tontolon'ny rock.Pumpkins,Doc Holiday,Balafomanga,Black Jack,Iraimbilanja,...Dia niala t@ rockers mihintsy izy e!Dia avy eo tsy niainga mihintsy ny revin-dry zalahy Hardos satria Hard Rock(Heavy Metal+Trash)=Debauche t@ olona(ry Lalaina be tsikoko tao @ Volkano sy ry Kambana Pharaons... moa no hitan'ny olona t@ izany) dia teo @ 1995 teo dia nampanginina mihintsy ilay hoe Hardos fa ilay kasikety hoe rockers indray no nosalorany.Dia rehefa niverina ho rockers izy dia ny tendance rehetra avy eo no nolazainy fa tsy rock fa izy irery ihany no rockers.Izay no nitenenako hoe arriviste ny Heavy metal.


  Citation
redimetaly
Contributions : 13

  Posté : 2006-01-18 23:53

Razoky moa zany efa goaika antitra nefa to mankahala ny hardos na ny rockers ihany ko toy izy ireo nankahala ny mpanao rock à billy sns taloha, mitovy ihany nareo zany. :l
Za zao mpankafy redy nefa tsy manaratsy ny mpanao varietés sy rock zany fa de tsy mirevy fotsiny nefa za ko hardos matevin-koditra be tsikoko be otran'le hoe Lalaina kozindrazoky etsy ambony. Taloha zany ry papa a, razoky ko ngamba no fier be hoe mandeha ny rock izay tiandrazoky de mba te haneho sy hanitsaka ny hard rock sa aona. :l


  Profil  Citation
makakametal
Contributions : 5

  Posté : 2006-01-19 10:34

za ko mahita hoe voapepon'ny hardos tany ngamba razoky tia rock à billy io de frustré be otran'io. Io mitovy fona baina a, na any andafy aza @ concert mijery ny groupeny ny mpirevy azy ka rehefa miditra ny groupe manaraka dia mivoaka izy ireo ary soloin'ny mpijerin'io groupe manaraka io. zay fotsiny fa tsy misy hoe blabla arriviste sy mifanaratsy.


  Profil  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-01-19 14:04

> redimetaly > makakametal
Miombokevitra @lisany aho @ilay hoe samy manana ny reviny ary rehefa tsy tiana ny style na genre hafa dia tsy voatery haratsiana. Zaho koa mirevy mafonja (Kazar, Redy, Sasamaso sns ...) Marina miits ny an'la Makakametal hoe rehefa live dia mandroso eny aloha ny spektan'ny groupe eo @ sehatra. Taty Paris t@ 2003 sy 2004, ny live Metallica (+guests) sy Maiden (+guests) ohatran'izay miits.


  Citation
rabenz
Contributions : 123

  Posté : 2006-01-19 14:07

Zah (Rabenz) ilay anonyme farany io, adinoko ny niditra

-----------------
... ary ny rariny hoan'ny rehetra


  Profil  www      Citation
pharphelue
Contributions : 2

  Posté : 2006-01-19 17:31

>rabenz
Je confirme ce que dis rabenz qd j'assistais au live de symphony-x et stratovarius au zenith, pareil. :-7


  Profil  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-01-19 23:12

Salut daholo!

Zaho ry akama isany tao anatin'ny Heavy metal mihintsy aho no nanipy gant a!Nanomboka io revy io tany @ 86-87 tany dia efa nanaraka aho(bandy kely 15 ans aho t@ izany).Dia ilay spectacle tao @ bahut t@ Mai 1987 wa(350 fmg ny fidirana t@ izany).
Milay be mihintsy ilay revy t@ 1hany satria samy favy daholo no tao.Ry KAZAR t@ izany mbola 4 mitsam.LOKOMOTIVA dia i Mao,Manasse,Tony,Misa an'i Ricky.Apost mbola ry Jiva,Babass,Dessa,José.Raha tena metal ialahy dia kaopy an'izay lazaiko e!Hoe masaka io revy kaoziko io.
Avy eo niha nitotongana ilay revy fa izao mahay note na guitare 1 na 2 izao dia nanangana groupe daholo.Isam-pokontany angamba nisy groupe vorika kely daholo.Teo no tonga ilay frapy hoe "Hard reraka".Dia lasa revy vulga be ilay izy fa olona tsy mahay miaina daholo no niditra tao anatiny(migôbsa sy mirombo ao @ salle de fête,fofona maina be ao @ salle,...).Avy eo aza tsisy studio nanome matoss an-dry zalahy intsony afa tsy i Bayard sy ry Dian'anjely(ilay matoss nôfa be eo ambanidia).Ny spectacle avy eo ery @ EPP Manjakaray,...Tonga dia mihazakazaka midina ilay revy fa tsy ilay revy hitan'ialahy voalohany intsony e!Lokomotiva groupe noreveko aza isaky ny spectacle miova foana ny mpitendriny.Ary ny mpitendry vaovao tsy mahay noho ilay mpitendry nosoloiny.Mitotongana e!
Tsy maintsy hoe nanipy gant ihany ialahy fa tsy vita intsony ity wa.


  Citation
Aller à la page : [ 1 | 2 | 3 ]
  
Sauter à :  



[Accueil] - [Votre compte] - [Haut] - [ Précédente ] - [ Suivante ] - [ Fermer ] - [ Actualiser ] - [Contact]
[Groupes malgaches] - [Forum] - [Download] - [Top 10] - [Galerie photos] - [Nouvel article] - [Radio HardRockMg] - [Recommandez le site]


HardRock-Mg :: © Copyright 2005 :: Andry R.


Tous nos Logos et Marques sont déposés. Aussi, les commentaires sont sous la responsabilité de ceux qui les ont publiés