Hardrockmg.com - Portail du rock, hard rock et métal malagasy  
HardRock-Mg
ACCUEIL LOGIN RADIO HRMG FORUMS TELECHARGEMENT SOUMETTRE UN ARTICLE TOP 20
  Créer un compte Utilisateur 0 visiteur(s) et 0 membre(s) en ligne.

Plusieurs vidéos via Dailymotion ont été ajoutés à la page CLIPS : Vangy (GOLGOTHA), Valahara (GOLGOTHA), Survivor (MARTU GASS), Fitaka (CANCER), Divorce (CANCER), Anatra (CANCER), Ho namanao (ATHENA), In Memoriam (ULTRA), Firaisan-kina (STORM), Tao an-tsekoly (STORM), Tantara (STORM), Fitia madio (STORM), Razoky (RHEG), Raozy (RHEG), Diavolana (RHEG), Mahasahisahy (RHEG), Angola (RHEG), Fitia kilalao (IARY), Ny fanantenako (IARY), Modia am'zay (IARY), Mpinamana (IARY), Eny (IARY), Tsy like intsony (IARY), Voafetra (IARY), Dila (APOST), Diso fiantefa (KIAKA), Izy roa kely (KIAKA), Maroaty (IRAIMBILANJA), Bekotro (IRAIMBILANJA), Tovolahy (TSELATRA), Testamenta (TSELATRA), Nandao ahy (MAGE4) ...

 Menu  



News Rock
Groupes malagasy
Clips malagasy

Radio HRMG

Galerie Photos
Téléchargement
Déposer vos articles
Liens Web
Forums
Derniers posts
Annuaire - Membres
Recommandez le site
Critiques
FAQ
Petites annonces
Top 10

Login
Se connecter

 Tafatafa (Chat)  
82.123.1.>;-)
154.126..>Salu
41.77.20.>:-P
41.77.20.>saluuut!!!
197.158..>salu
154.126..>1..2..1..2

Cliquez ici pour entrer

Il y a 0 personnes connectées.

 Forums Infos  
-:Hard FM, Pop rock (4)
-:Groupes malagasy de hard rock (34)
-:Live divers ... (21)
-:Soyons métal (26)
-:Musiciens malgaches ou étrangers. (12)
-:Vous êtes nouveaux ... (16)

 Les plus téléchargés  

 Ephémérides  
En ce jour...

1650
Jacques Dyel du Parquet achète la Martinique pour 41 500 livres.

1980
Premières attaques irakiennes contre l'Iran.

1980
Création du syndicat Solidarnosc, dirigé par Lech Walesa.

2008
St Maurice

 Recherche  

Modéré par : handrix 
Index du Forum » » Vous êtes nouveaux ... » » Ahoana ny hevitrareo amin ito zavatra voalaza tamin ny rdj mozika 2005  
AuteurAhoana ny hevitrareo amin ito zavatra voalaza tamin ny rdj mozika 2005
andriandraini
Contributions : 22

  Posté : 2006-04-18 12:08

Ito zavatra ito dia afaka jerena ao amin www.sobika.com , ao amin ny "reportage" rdj mozika 2005:

>> "Ce que j'apprécie chez Ambondrona, c'est qu'ils ne sont pas enfermés dans un look hardos cheveux long cuir santiags devenu vite ringard."

Io fa miverina indray ilay kôzy momban ilay volo lava sy ny fiakanjon'ny bandy. Resaka efa ela tany Dago io razoky a!

Ny ahy aloha ny teny tonga dia omeko ny webmaster an i Sobika, io tompoko tsy ny toebatana rehetra no mahazaka vy mavesatra, ary tsy ny toetsaina rehetra no mahazaka mozika mavesatra ka aza dia mitsara ivelany ihany, sady marihiko etoana fa Ambondrona tsy mpanao hardrock. Raha ireny mantsy ny hardrock anareo dia azoko antsaina hoe maninona ianareo no miteny izany!!!
Ka mba lanjalanjao sy fantimpateno ihany razoky ny zavatra lazaina fa sao dia manahirana a!

-----------------
We Rock The World


  Profil  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-04-19 20:06

Manaraka andrazoky aho.
Marina ny anao, tsy ny rehetra no mahatakatra an'ilay kozy... si bien qu'on finit par mélanger tout et n'importe quoi...


  Citation
poison
Contributions : 4

  Posté : 2006-04-20 23:34

>andriandraini

"Ce que j'apprécie chez Ambondrona, c'est qu'ils ne sont pas enfermés dans un look hardos cheveux long cuir santiags devenu vite ringard."

- Ka normal ny look-ny satria ry lerony tsy hardos, ary raha milaza ho hardos izy dia ringard ndray kosa ny look-ny. :l
- Ilay nikozy indray tsy omena tsiny satria tsy ao anatin'ilay revy, tsy kopy izy hoe izy no tena ringard :l :l :-2


  Profil  Citation
deadlock
Contributions : 33

  Posté : 2006-04-27 18:26

Izany ry zalahy no atao hoe "miteniteny foana" a !
Tsy voalohany io ary tsy ho farany koa :-n

Fa aleo izy hipetraka @ toerana misy azy raha tsy mahafantatra, tsy misy tsiny akory ... :@

-----------------
}>|o|=x}>0=[
-----------------


  Profil    Citation
tsy maty manota
Contributions : 2

  Posté : 2006-05-11 16:54

Aza omena tsiny izy ry zalah a fa tsy fantany izay ataony e !!!
Raha ambondrona kosa ve no manao lava volo sy cuir ary santiag de hoy aho hoe aleoko mamono tena raha izany :-2
Ho an'ilay webmaster ao @ sobika de mba ampianaro ry zalah izy fa tsy natao ho an'ny adala sy hendry retra io ny hilaza hoe hardos sy mahazaka feeling hardos!!


  Profil  Citation
rabenz
Contributions : 123

  Posté : 2006-05-26 01:09

Tsss, ilay Sobika tena matimatin"ny Ambondrona miits, hany ka vao mihetsika kely dia Ambondrona. Indray mandeha tao nisy interview an'ilay tarika Bismak (Annick). Dia nisy fanontaniana hoe "fantatrao ve ilay groupe Ambondrona?", dia namaly ilay sipa hoe "juste fantatro anarana fotsiny". Nony nataon'ry Sobika @izay ny pub momba ilay Bismak, dia hoe ohatran'ny Ambondrona patati patata ... Nefa tsy hitako miits izay hitovizan'ilay Bismak sy Ambondrona na dia samy Pop Rock aza.
Okay
---Rabenz.

-----------------
... ary ny rariny hoan'ny rehetra


  Profil  www      Citation
andriandraini
Contributions : 22

  Posté : 2006-05-27 20:54

Tsy haiko aloha na izaho no hafa fijery fa ny tsikeran ilay razoky ao amin sobika.com dia tena tsy ampy fanadihadiana, ka ohatran lasa tsikera samirery , amin'ny "reportage" maro io an! Eny e, tsy omena tsiny izy, ny torohevitro dia mba ataovy zavatra matihanina izy io razoky a!!
Dia avy eo mandehana :-12

-----------------
We Rock The World


  Profil  Citation
rabenz
Contributions : 123

  Posté : 2006-05-29 12:27

> andriandraini
Tsy dia nieritreritry ny handalina loatra lesy aho fa juste niteny ny impression-ko fotsiny a Azo atao hoe tsikera samirery ny ahy Fa ny ankabeazan'ny reportages sobika aloha hitako tsara.
Okay.
---Rabenz.

-----------------
... ary ny rariny hoan'ny rehetra


  Profil  www      Citation
vurundul
Contributions : 7

  Posté : 2006-05-29 12:43

>rabenz
Raha vakiako tsara le msg nalefan'i andriandraini de tsy i rabenz no koziny hoe tsy mandalina loatra fa ilay tsikeran'ilay mpanao reportage ;t Avereno vakina anie e.

Fa tena mitombona ny kozinlà @ le resaka eurovision lesy, porofo mitohoka @ tendany ho an'ny mpanao jery ivelany :l


  Profil    Citation
rabenz
Contributions : 123

  Posté : 2006-05-29 16:46

> vurundul
Tena izaho marina no tsy namaky tsara ... Mamaky maika loatra :)
Okay.
---Rabenz.

-----------------
... ary ny rariny hoan'ny rehetra


  Profil  www      Citation
  
Sauter à :  



[Accueil] - [Votre compte] - [Haut] - [ Précédente ] - [ Suivante ] - [ Fermer ] - [ Actualiser ] - [Contact]
[Groupes malgaches] - [Forum] - [Download] - [Top 10] - [Galerie photos] - [Nouvel article] - [Radio HardRockMg] - [Recommandez le site]


HardRock-Mg :: © Copyright 2005 :: Andry R.


Tous nos Logos et Marques sont déposés. Aussi, les commentaires sont sous la responsabilité de ceux qui les ont publiés