Hardrockmg.com - Portail du rock, hard rock et métal malagasy  
HardRock-Mg
ACCUEIL LOGIN RADIO HRMG FORUMS TELECHARGEMENT SOUMETTRE UN ARTICLE TOP 20
  Créer un compte Utilisateur 0 visiteur(s) et 0 membre(s) en ligne.

Plusieurs vidéos via Dailymotion ont été ajoutés à la page CLIPS : Vangy (GOLGOTHA), Valahara (GOLGOTHA), Survivor (MARTU GASS), Fitaka (CANCER), Divorce (CANCER), Anatra (CANCER), Ho namanao (ATHENA), In Memoriam (ULTRA), Firaisan-kina (STORM), Tao an-tsekoly (STORM), Tantara (STORM), Fitia madio (STORM), Razoky (RHEG), Raozy (RHEG), Diavolana (RHEG), Mahasahisahy (RHEG), Angola (RHEG), Fitia kilalao (IARY), Ny fanantenako (IARY), Modia am'zay (IARY), Mpinamana (IARY), Eny (IARY), Tsy like intsony (IARY), Voafetra (IARY), Dila (APOST), Diso fiantefa (KIAKA), Izy roa kely (KIAKA), Maroaty (IRAIMBILANJA), Bekotro (IRAIMBILANJA), Tovolahy (TSELATRA), Testamenta (TSELATRA), Nandao ahy (MAGE4) ...

 Menu  



News Rock
Groupes malagasy
Clips malagasy

Radio HRMG

Galerie Photos
Téléchargement
Déposer vos articles
Liens Web
Forums
Derniers posts
Annuaire - Membres
Recommandez le site
Critiques
FAQ
Petites annonces
Top 10

Login
Se connecter

 Tafatafa (Chat)  
41.188.3.>mba misy olo
41.188.3.>rrr
41.204.9.>:paf
41.204.9.>:paf
41.204.9.>:paf
41.204.9.>:paf

Cliquez ici pour entrer

Il y a 0 personnes connectées.

 Forums Infos  
-:Hard FM, Pop rock (4)
-:Groupes malagasy de hard rock (34)
-:Live divers ... (21)
-:Soyons métal (26)
-:Musiciens malgaches ou étrangers. (12)
-:Vous êtes nouveaux ... (16)

 Les plus téléchargés  

 Ephémérides  
En ce jour...

1819
La Floride passe définitivement aux mains des Etats-Unis.

1848
Début de la révolution qui renversa le roi Louis-Philippe.

1933
Malcolm Cambell bat deux records du monde de vitesse avec sa voiture "l'oiseau bleu".

1996
Le Conseil de défense, sous la présidence de Jacques Chirac, opte pour l'armée de métier.

2008
Ste Isabelle

 Recherche  

Modéré par : handrix 
Index du Forum » » Vous êtes nouveaux ... » » Groupes vaovao mavesatra manerana ny nosy  
AuteurGroupes vaovao mavesatra manerana ny nosy
zanatany
Contributions : 40

  Posté : 2005-03-24 13:23

Toa betsaka ihany ny groupes vaovao na efa ela fa tsy mbola tena fantatra eto @ tanàna raha ny isan'ny mpanao répetition no jerena, indrindra eto an-drenivohitra. Tsara satria mila tohizana sy hatsaraina ilay zavatra. Ny any @ provinces koa mbola fanampiny.
Ka raha te ho fantatry ny olona dia miakara eto @ forum fa manja e.


-----------------
Metaly hatramin\'ny farany...


  Profil  Citation
rabenz
Contributions : 123

  Posté : 2005-03-27 00:04

Ny tenanay aty dilam-bato ary efa elaela tsy tany @ tanAna ka tsy dia maharaka loatra intsony ny any. Iza avy no tarika mahavoa sy inona avy ny style an'ry zalahy sy zavavy any? Hitako tsara ampirisihina ry zalahy any hanangana ny site web-ny tsirairay dia @izay afaka referencer-na ato @ vavahadin-tsika ato sa ahoana ?

-----------------
... ary ny rariny hoan'ny rehetra


  Profil  www      Citation
pupuce
Contributions : 21

  Posté : 2005-03-30 00:07

Ny fantatro any @ sisiny izao : Vatofant, mephisto, fakir. Fa toa efa betsaka ny any @ sisiny ka.


  Profil  Citation
zuzuz
Contributions : 37

  Posté : 2005-11-16 16:28

To bebe ihany hono ry zareo raha ny ao Tanà fotsiny no isaina. Ilaharana ny repety. Indraindray koa anefa betsaka ny tia repety loatra, reraka ary tsy lasa lavitra dia efa rava ny groupe nefa tsy fantatry ny olona akory. Mihetsiketse ry zalahy fa tsy ny repety akory no tanjona...


  Profil  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2005-11-26 18:32

marina zany e, aiza daolo ny mpanao thrash sy death e, tsss. ry martü zany de tena tsy heno tsony mitsy. Ny kazara manginy fotsiny. Mangina ny nanatà ry zala a.



  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-11-09 09:48

Ka asio sehatra ho an tsy ampy live fa bdb ny milay aty e!


  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-11-09 09:49

Ka asio sehatra ho an tsy ampy live fa bdb ny milay aty e!


  Citation
blackliz
Contributions : 7

  Posté : 2006-11-11 12:30

Dia mba tantarao ilay milay be dia be e, mahafinaritra zany, dia mba misorata anarana fa hafahafa ilay miresaka @ anonyme.



  Profil  Citation
  
Sauter à :  



[Accueil] - [Votre compte] - [Haut] - [ Précédente ] - [ Suivante ] - [ Fermer ] - [ Actualiser ] - [Contact]
[Groupes malgaches] - [Forum] - [Download] - [Top 10] - [Galerie photos] - [Nouvel article] - [Radio HardRockMg] - [Recommandez le site]


HardRock-Mg :: © Copyright 2005 :: Andry R.


Tous nos Logos et Marques sont déposés. Aussi, les commentaires sont sous la responsabilité de ceux qui les ont publiés