Hardrockmg.com - Portail du rock, hard rock et métal malagasy  
HardRock-Mg
ACCUEIL LOGIN RADIO HRMG FORUMS TELECHARGEMENT SOUMETTRE UN ARTICLE TOP 20
  Créer un compte Utilisateur 0 visiteur(s) et 0 membre(s) en ligne.

Plusieurs vidéos via Dailymotion ont été ajoutés à la page CLIPS : Vangy (GOLGOTHA), Valahara (GOLGOTHA), Survivor (MARTU GASS), Fitaka (CANCER), Divorce (CANCER), Anatra (CANCER), Ho namanao (ATHENA), In Memoriam (ULTRA), Firaisan-kina (STORM), Tao an-tsekoly (STORM), Tantara (STORM), Fitia madio (STORM), Razoky (RHEG), Raozy (RHEG), Diavolana (RHEG), Mahasahisahy (RHEG), Angola (RHEG), Fitia kilalao (IARY), Ny fanantenako (IARY), Modia am'zay (IARY), Mpinamana (IARY), Eny (IARY), Tsy like intsony (IARY), Voafetra (IARY), Dila (APOST), Diso fiantefa (KIAKA), Izy roa kely (KIAKA), Maroaty (IRAIMBILANJA), Bekotro (IRAIMBILANJA), Tovolahy (TSELATRA), Testamenta (TSELATRA), Nandao ahy (MAGE4) ...

 Menu  



News Rock
Groupes malagasy
Clips malagasy

Radio HRMG

Galerie Photos
Téléchargement
Déposer vos articles
Liens Web
Forums
Derniers posts
Annuaire - Membres
Recommandez le site
Critiques
FAQ
Petites annonces
Top 10

Login
Se connecter

 Tafatafa (Chat)  
82.123.1.>;-)
154.126..>Salu
41.77.20.>:-P
41.77.20.>saluuut!!!
197.158..>salu
154.126..>1..2..1..2

Cliquez ici pour entrer

Il y a 0 personnes connectées.

 Forums Infos  
-:Hard FM, Pop rock (4)
-:Groupes malagasy de hard rock (34)
-:Live divers ... (21)
-:Soyons métal (26)
-:Musiciens malgaches ou étrangers. (12)
-:Vous êtes nouveaux ... (16)

 Les plus téléchargés  

 Ephémérides  
En ce jour...

1650
Jacques Dyel du Parquet achète la Martinique pour 41 500 livres.

1980
Premières attaques irakiennes contre l'Iran.

1980
Création du syndicat Solidarnosc, dirigé par Lech Walesa.

2008
St Maurice

 Recherche  

Modéré par : handrix 
Index du Forum » » Soyons métal » » ETIQUETY NO BETSAKA ETO ANTANANA FA VITSY NY METALY!VY SANTOKA ARAFESINA MILAZA HO MAVESABODY  
AuteurETIQUETY NO BETSAKA ETO ANTANANA FA VITSY NY METALY!VY SANTOKA ARAFESINA MILAZA HO MAVESABODY
vy_king
Contributions : 12

  Posté : 2008-05-01 14:03

KAIZA DAHLO E ! averiko kely le kozy hoe AVAHO TSARA ALOHA NY ROCK ; NY HARDROCK SY NY METALY ETO ANTANANA .

NY METALY MANTSY ETO AM TANANA LASA ETIQUETY FOTSINY DE MASOSO P...
ALEOKO MIKOZY NY TENAKO HOE TSY METALY AHO raha izany satria na ny mpankafy mage 4 na anbondrona sns... aza dia misalotra ny hoe metaly...

TSY MIDIKA ZANY HOE RATSY NY HIRA VARIETES FA NY VARIETES AMIKO DIA MOZIKA TSY MISY FOTOKEVITRA MAZAVA FA REHFA TIAN NY KILL HOE MALAZA ,DE ZAY, FA RA OHATRA milaza RY LERONY MAGE4 SY SNS HOE TSY METALY , TSY HARDOS SY SNS ... FA HOE VARIETES DE TSY MIKIHANA MIHITSY AHO.

fa NA ROCK NA METALY NA HARD ROCK AMIKO ,ZAY TARIKA MANANA FOTOKEVITRA HOE :" ZAY FEELINGKO NO ATAOKO FA NY TSY REVEN NY KILL, zay MIREVY tsara ,zay tsy MIREVY TSARA DE reveo zay reven ialahy fa hajao ny ahy" ZAY NO TENA IZY

MASOSO P.... B NY MAHITA BANDY MANAO TSHIRT METALY IRENY, NEFA ENY NA DIA NY VOCAL AN LE GROUPE EO AM TSHIRT NY ARY TSY KOBONY.

le metaly nefa raha gadon-kira fotsiny DIA RESAKA THRASH,BLACK SY DEATH ZAY NO TOKONY HO HIBAHANA betsaka ao AMIKO .

AOKA SAMY AHAY HANAVAKA NY ROCK SY NY HARD ROCK SY NY METALY:
ALEO HO AN ROCKERS NY ROCK, HO AN NY HARDOS NY HARDROCK, ARY HO AN NY METALY NY METAL.

FA RAHA SAMY REVEN IALAHY IREO DIA AZA MIKOZY NA INONA NA INONA FA SASANANGY SAMY HAFA IREO ,ENY NA DIA METY HIFAMPIAKINA AZA.

IZAHO RAHA TEO TSY TOMPONY SADY TSY HITAN NY MASOKO AKORY NY FIATOMBOHAN NY ROCK NA NY FIVELARANY ANY IVELANY ANY. NA RY ZAREO VAHINY AZA MBOLA MIFANDIMBATRA AM IO KOZY IO.

NY AZOKO ATAO DE MANDALINA NY TANTARA SY MIDRANDRANKA IREO VAZO METALY REHETRA, NA GASY NA VAHINY ,DE MIREVY JOLIJOLI ENY, AMPAHATSORANA TSY MIKOZY HOE METALY AHO !.

MANANA FOTOKEVITRO MANOKANA AHO AMIN ZANY ARY TSY HADINOKO FA MALAGASY AHO . izay LE HOE VY KING

izay manaraka tsara ,izay tsy manaraka tsara.....

FA REVEKO NY AHY NY ROCK SY NY HARDROCK SY NY METAL.
HAZAIKO TANTERAKA IZAY BANDY MAHAFANTATRA, MANANA CULTURE,MIDRANDRANDRAKA NY REVY REVENY ,FA TSY VITAN NY MISALOTRA FOTSINY.


amin zao mantsy be ny manao tshirt cradle sy dimmu de masoso p.. lasa commercial loatra le black nefa tsy ZAY ? TSY kobony ry zalahy akory hoe iza .

MISY KOA NY KOFY MILAZA HO MIAINA NY BLACK NEFA LE FEELING TSY ZAKANY FA ETIQUETE FOTSINY MBA HIAVAHANA.

tsy mikihana an le mazaka aho ,REVEKO BE LE MAHATANA LE FOTOKEVITRA BLACK, fa izay tsy saha MANOHATRA ny tompo ANDRIAMANITRA sy MANOMPA AZY HATRAMIN NY FARANY dia aoka tsy Hiditra am le hoe tena MIAINA AM LE BLACK. FA TSY ZAKAN LAHY LE FOTOKEVITRA de hajao ny revin ny olona fa SACRE IO.

FA RA REVEN LA KOSA ANEFA LE MOZIKA BLACK,MOZIKA FOTSINY IHANY DE AKAFIZO JOLIJOLI ENY FA AZA MILAZA HOE MIAIANA IALAHY A!


REVEO JIABYJIABY ZE REVENAREO TSY KOI METY FOANA IO , FA FANTARO HOE INONA? DE AZA MISALOTRA ny zavatra tsy fantatra , DE HAJAO NY REVY NY SASANY


rehefa samy mifanaja de samy tsy misy mifampikihana....sady ny revintsinka mbola lavitra eto amin ny tanana dia ny fifanampihana no tena ilaina









  Profil  Citation
StratoV
Contributions : 8

  Posté : 2008-05-05 09:47

>Vy_king

On sent la passion mais que des contradictions dans tes récits...

Je cite juste 1 ex car y en a tellement :
"rehefa samy mifanaja de samy tsy misy mifampikihana....sady ny revintsinka mbola lavitra eto amin ny tanana dia ny fifanampihana no tena ilaina "

... tu fais exactement le contraire de ce que tu dis. Tu devras t'occuper un peu moins des autres non, laisses les dc faire ce k'ils veulent, puriste ou pas, ta santé n'en sera que meilleure. Peace
:-n


  Profil  Citation
blackinside
Contributions : 2

  Posté : 2008-05-08 21:20

za dray tonga de a 100% daccor am zay kôzin baina zay mits alo ee, lasa simba le anarana oe metal aty am tsika satry niza niza , zan de afaka miteny oe manao metaly dol , nefa le revy ts ao anatiny mits , araka n teniny namana teo in mits oe aleo ref metaly de metaly atram farany , ny aty am tsika mantsy ra n fahitako az de otran ts maints atao mifangaro foana zan le revy mba ho reven kil , nefa efa maro iany ko ny pakafy metaly efa miandry fotsiny. ny aty am tsika mo zany mbola ts de tana mivelatra loatra ny metaly, nefa ny metaly misy karazany maro , araky ny filazany namana teo in mits , ao n Trash ,Death,Neo, n Black, fa zay ndray tonga de vonona be mits intondra ny anarana METALY GASY MANAO BLACK, io n mba taranjanay,ny anay REVY no itondranay azy fa ts mitady gloire loatra, ra reveny pokona mo le iz voamaika tsara



  Profil  www  Citation
blackinside
Contributions : 2

  Posté : 2008-05-08 21:24

METALY ATRAM FARANY


  Profil  www  Citation
vy_king
Contributions : 12

  Posté : 2008-05-10 21:24

misaotra an lisan zay nankasitraka !fa ho an strato V tsy hitako loatra aiza ny olana hoe : amiko na tsy mitovy revy aza ange aza afaka mifanampy sy mifanaja. IO OHATRA, SAHALA NY REVIN NY RAY AMANDRENY SY NY ZANAKA METY TSY HITOVY FA MIFANAJA SY MIFANAMPY IHANY NA IZANY AZA sa aona ?

TSY MIFANOHITRA IREO FA MIFANAMPY ?
OKAY D REVEO ZE REVEN LA FA TSY KOI , FA MILAY FOANA IO AMIKO,ze reven la drandrao tsara fotsiny hatramin ny farany, mba tsy hanimba ,tsy hisalotra ny revin ny sasasy.

JE N DIRAI PAS QUE CE SOIT DE LA CONTRADICTION,MAIS RESPECT OBLIGE!


  Profil  Citation
vy_king
Contributions : 12

  Posté : 2008-05-10 22:11

>STRATO V !
TSY MIKIANA NY REVIN IALAHY RA AMBONDRONA NO ZAKA NY LOHAN LAH FA IZAO:
AZA MIKOZY FOTSINY HOE METALY NA INN SAO MIVIKA EO...




  Profil  Citation
silipikonaotra
Contributions : 10

  Posté : 2008-05-15 01:35

>vy_king

ny tian'i stratoV lazaina ngamba hoe i vy_king milaza hoe tokony hifanaja sy tsy hifampikihana, samy manao ny reviny, hifanampy ... nefa en mm tps vy_king @ hafatra hafa sady manaratsy sy manenjika groupe hafa sy chanteurs hafa. Zaho koa mahita noho zany fa mifanipaka ny kozin'i vy_king.
hatraty io metaly io nefa avelao koa ny hafa hanao ny reviny e, na mitonona ho metaly aza izy nefa tsy izy, hitan'ny olona eny foana, zay ny reviny.
:-3


  Profil  Citation
  
Sauter à :  



[Accueil] - [Votre compte] - [Haut] - [ Précédente ] - [ Suivante ] - [ Fermer ] - [ Actualiser ] - [Contact]
[Groupes malgaches] - [Forum] - [Download] - [Top 10] - [Galerie photos] - [Nouvel article] - [Radio HardRockMg] - [Recommandez le site]


HardRock-Mg :: © Copyright 2005 :: Andry R.


Tous nos Logos et Marques sont déposés. Aussi, les commentaires sont sous la responsabilité de ceux qui les ont publiés