Hardrockmg.com - Portail du rock, hard rock et métal malagasy  
HardRock-Mg
ACCUEIL LOGIN RADIO HRMG FORUMS TELECHARGEMENT SOUMETTRE UN ARTICLE TOP 20
  Créer un compte Utilisateur 0 visiteur(s) et 0 membre(s) en ligne.

Plusieurs vidéos via Dailymotion ont été ajoutés à la page CLIPS : Vangy (GOLGOTHA), Valahara (GOLGOTHA), Survivor (MARTU GASS), Fitaka (CANCER), Divorce (CANCER), Anatra (CANCER), Ho namanao (ATHENA), In Memoriam (ULTRA), Firaisan-kina (STORM), Tao an-tsekoly (STORM), Tantara (STORM), Fitia madio (STORM), Razoky (RHEG), Raozy (RHEG), Diavolana (RHEG), Mahasahisahy (RHEG), Angola (RHEG), Fitia kilalao (IARY), Ny fanantenako (IARY), Modia am'zay (IARY), Mpinamana (IARY), Eny (IARY), Tsy like intsony (IARY), Voafetra (IARY), Dila (APOST), Diso fiantefa (KIAKA), Izy roa kely (KIAKA), Maroaty (IRAIMBILANJA), Bekotro (IRAIMBILANJA), Tovolahy (TSELATRA), Testamenta (TSELATRA), Nandao ahy (MAGE4) ...

 Menu  



News Rock
Groupes malagasy
Clips malagasy

Radio HRMG

Galerie Photos
Téléchargement
Déposer vos articles
Liens Web
Forums
Derniers posts
Annuaire - Membres
Recommandez le site
Critiques
FAQ
Petites annonces
Top 10

Login
Se connecter

 Tafatafa (Chat)  
82.123.1.>;-)
154.126..>Salu
41.77.20.>:-P
41.77.20.>saluuut!!!
197.158..>salu
154.126..>1..2..1..2

Cliquez ici pour entrer

Il y a 0 personnes connectées.

 Forums Infos  
-:Hard FM, Pop rock (4)
-:Groupes malagasy de hard rock (34)
-:Live divers ... (21)
-:Soyons métal (26)
-:Musiciens malgaches ou étrangers. (12)
-:Vous êtes nouveaux ... (16)

 Les plus téléchargés  

 Ephémérides  
En ce jour...

1800
La place Royale à Paris est rebaptisée place des Vosges pour remercier ce département d'avoir payé ses impôts le premier.

1862
Otto von Bismark devient le chancelier de Prusse.

1985
Une secousse de niveau 7 sur l'échelle de Richter détruit une partie de la ville de Mexico.

2008
St Mathieu

 Recherche  

Modéré par : handrix 
Index du Forum » » Hard FM, Pop rock » » rock Gasy manomboka malaza  
Auteurrock Gasy manomboka malaza
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2006-08-06 15:43

ry zalahy, nahitan'ito groupy "Jobily Weber" ito aho, henoy ny extrais any ao @ site http://jobilyweber.free.fr fa tsy anenenany lisany, to hoe nitorona any andafy lery sady manana partenaire matanjaka "VIVE le ROCK GASY éh :z


  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2007-02-28 15:04

MIALA TSINY AMNAO ZA FA TSMANJAKA ETO AMTSIKA TSONY NY ROCK AND ROLL


  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2007-02-28 15:18

Citation : "28-02-2007 15:04, Anonyme a écrit :
MIALA TSINY AMNAO ZA FA TSMANJAKA ETO AMTSIKA TSONY NY ROCK AND ROLL"
----------
manaoana daoly eh misy tarika vaovao b rzala aty am tanana groums nenarany mlay b ny irany zareo fa mba enoy ange eh ao am rdj sy mafm d top radio foana izy matetika n mande sura oa annnnnnnnnnnnn


  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2007-02-28 15:19

Citation : "28-02-2007 15:04, Anonyme a écrit :
MIALA TSINY AMNAO ZA FA TSMANJAKA ETO AMTSIKA TSONY NY ROCK AND ROLL"
----------
manaoana daoly eh misy tarika vaovao b rzala aty am tanana groums nenarany mlay b ny irany zareo fa mba enoy ange eh ao am rdj sy mafm d top radio foana izy matetika n mande sura oa annnnnnnnnnnnn


  Citation
v_robinson
Contributions : 10

  Posté : 2007-03-14 01:12

tsss mamapalaelo kosa aloha ilay toetsaina manatsatso foana hoe tsy malaza intsony ny rock & roll malagasy an! vitany hafa ve dia tsy vitan'ny artiste malagasy é! ohatra fotsiny: tamin'ny 2006 nivanaka ny rehetra fa groupe hard rock finlandais no lauréat tamin'ny Eurovision; ny commentateur amin'izany tonga dia nanatsatso be hoe zany ve dia ahazo; nefa avy eo ry zareo mihitsy no nahazo; Zao ny Eurovision any Finlande no hatao amin'ity 2007 ity satria groupe hard rock no nanondrotra ny fireneny

ka maninona moa raha manao épreuve kely ny groupe hard rock gasy é: milatsaka mifaninana aminy ireny concours international de musique ireny; ohatra hoe Rfi na ohatry izany
za aloha maporisika é , efa miha malaza ihany tsinona kou!!
mazotoa





  Profil  Citation
mpivahiny
Contributions : 7

  Posté : 2007-03-19 11:31

>v_robinson

Misy mahamarina an'izany tokoa na dia tsy mitovy aza ny ho enti-manana sy ny fitaovana e.
Rahoviana tokoa re e.

:@ :=11


  Profil  Citation
Anonyme
Contributions : 207

  Posté : 2008-03-01 15:31

kaiza daholo é! mba misy mba afaka manampy anah ve @nareo fa te hanao spectacle special scorp ah nefa tsisy group? ty ny mailko na antsoy @


  Citation
zoulou
Contributions : 5

  Posté : 2008-03-08 12:36

Citation : "01-03-2008 15:31, Anonyme a écrit :
kaiza daholo é! mba misy mba afaka manampy anah ve @nareo fa te hanao spectacle special scorp ah nefa tsisy group? ty ny mailko na antsoy @ "
----------

>>tsy aleo ve miditra membre fa ianao anonym de mba apetrao eo @ petites annonces le annonce e, ny bandy ko mirevy scorp tsara. aiza ianao io ry anonym?

-----------------
Plus hard que moi tu meurs


  Profil  Citation
  
Sauter à :  



[Accueil] - [Votre compte] - [Haut] - [ Précédente ] - [ Suivante ] - [ Fermer ] - [ Actualiser ] - [Contact]
[Groupes malgaches] - [Forum] - [Download] - [Top 10] - [Galerie photos] - [Nouvel article] - [Radio HardRockMg] - [Recommandez le site]


HardRock-Mg :: © Copyright 2005 :: Andry R.


Tous nos Logos et Marques sont déposés. Aussi, les commentaires sont sous la responsabilité de ceux qui les ont publiés